Adriel Store

Adriel Store Magasin en ligne
✨ ℒ '𝒆𝓼𝓼𝒆𝓷𝓽𝓲𝒆𝓵 𝓬𝓱𝒆𝔃 𝓿𝓸𝓾𝓼 ✨ 👋 Toute l'équipe d'Adriel Store vous souhaite la bienvenue! Tout ce dont vous avez besoin, livré chez vous.

Fini les déplacements au marché! ⏱️

✨ L'essentiel chez vous ✨

31/12/2025

Ataovy tsara hidy tsara ny trano rehefa hivoaka fa ny mpamaky trano koa mikandra mamaky trano @ izao an!!!

🎄✨ JOYEUX NOËL ✨🎄Que la magie de Noël 🎅vous apporte les plus beaux cadeaux 💝 :❤️ 𝐿’𝒜𝓂𝑜𝓊𝓇🤝 𝐿’𝒜𝓂𝒾𝓉𝒾𝑒́💪 𝐿𝒶 𝐵𝑜𝓃𝓃𝑒 𝒮𝒶𝓃𝓉𝑒́👨‍👩‍...
25/12/2025

🎄✨ JOYEUX NOËL ✨🎄

Que la magie de Noël 🎅
vous apporte les plus beaux cadeaux 💝 :

❤️ 𝐿’𝒜𝓂𝑜𝓊𝓇
🤝 𝐿’𝒜𝓂𝒾𝓉𝒾𝑒́
💪 𝐿𝒶 𝐵𝑜𝓃𝓃𝑒 𝒮𝒶𝓃𝓉𝑒́
👨‍👩‍👧‍👦 𝐿𝑒 𝐵𝑜𝓃𝒽𝑒𝓊𝓇 𝒻𝒶𝓂𝒾𝓁𝒾𝒶𝓁

✨🌟 Que ces fêtes soient remplies de paix, de joie et de moments précieux 🌟✨

Samia mihomana sy mitandrina☔️Aza adino ny mivavaka alohany hivoaka ny trano rahampitso😊
21/12/2025

Samia mihomana sy mitandrina☔️
Aza adino ny mivavaka alohany hivoaka ny trano rahampitso😊

🚨 𝗩𝗜𝗡𝗔𝗩𝗜𝗡𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗢𝗥𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗦𝗢 ‼️

Raha ny vinavinan'ny Foibe famantarana ny toetry ny andro dia ho avy be kokoa ny orana rahampitso alatsinainy ary nahazo Fampitandremana miloko mavo ny faritra Analamanga, Itasy, Fenoarivobe, Maevatanana ary Tsaratanana.

Noho izany dia ahiana hiakatra ny renirano ary hiangona ny rano amin'ireo toerana voakasika ireo.

Source: Météo Madagascar

20/12/2025

Bonsoir daholo,
Iza daholo ny liana amin'ny kilalao ankizy amin'izao fety izao?
Misy bicyclette na trottinette ho alefantsika eto hoan'izay liana.
14" na 16" na 20"

Andriamanitra dia manana làlanasy drafitra nomaniNy ho anao❤️❤️❤️
11/12/2025

Andriamanitra dia manana làlana
sy drafitra nomaniNy ho anao❤️❤️❤️


Aza adino mivavaka alohany hatory🙏mba miaro anao , hanome torimaso mamy anao🛌
09/12/2025

Aza adino mivavaka alohany hatory🙏
mba miaro anao , hanome torimaso mamy anao🛌

Ankoatra ny mihinana azy amin’izao dia ity misy fomba hafa afaka atao amin’ny « Letchi »🤤Sady tsy very raha misy tsy lan...
06/12/2025

Ankoatra ny mihinana azy amin’izao dia ity misy fomba hafa afaka atao amin’ny « Letchi »🤤
Sady tsy very raha misy tsy lany no mihinana foana na efa tsy fotoanany intsony aza 🤩
Mazotoa homana tompoko 🥰

🌞 Ahoana ny fanaovana "letchi maina"

✅ Akora ilaina

Letchi masaka tsara sy mamy

Ranom-boasarimakirana kely hanakanana ny fiovan-doko ( afaka tsy atao)

🥣 Dingana

1. Esory ny hodiny

Esory ny akoran’ny letchi.

Esory ny voany.

Aza tetehana ny nofony.

2. Fanomanana

Tsy voatery, fa tsara atao :

Atsofohy ao anaty rano misy voasarimakirana 5 minitra mba tsy hahamaizina loatra ny lokony.

3. Famainana

👉 Fomba 1 : Amainina amin’ny masoandro

Ity no fomba nentim-paharazana.

Aparitaho amin’ny tsihy madio, tsy mifampikasoka.

Sarony voaly hisorohana bibikely.

Avela amin’ny masoandro 3–5 andro.

Atao an-trano isaky ny hariva mba tsy hahazo hamandoana ny alina.

Avadibadika matetika rehefa miaha.

Vokany : letchi maina volontany, mamy, manitra.

👉 Fomba 2 : Ao anaty lafaoro

Haingana kokoa.

Afanaina ny lafaoro amin’ny 60–70°C.

Apetraka amin’ny lovia misy "papier cuisson "

Avela ho maina 8–12 ora.

Somary vohaina kely ny varavaran’ny lafaoro mba hivoahan’ny hamandoana.

Avadibadika

👉 Fomba 3 : Déshydrateur

Raha manana ianao, dia io no vokatra tsara indrindra.

Apetraka amin’ny "plateau"

Amainina amin’ny 55–60°C.

Fotoana : 10–14 ora.

🍬 Ahoana no ahafantarana fa masaka tsara ?

Ny letchi maina dia tokony ho :

Malefaka nefa maina ( somary élastique)

Tsy misy ranony mivoaka

Mitovy amin’ny “raisin sec” ny lokony

🧴 Fitehirizana

Atao anaty tavoahangy mihidy tsara.

Tehirizina amin’ny toerana maina sy mangatsiatsiaka.

Maharitra 3–6 volana.

Azonao atao koa ny manisy ao anaty vata-fampangatsiahana mba haharetany ela kokoa.

🍽️ Fampiasana

Hanina avy hatrany

Atao ao anaty dite

Ampiana amin’ny mofomamy

Atao miaraka amin’ny yaourt

Asiana amin’ny ranom-boankazo na zava-pisotro

Fiofanana vente en ligne : 09-10-11 Décembre

Soraty hoe hianatra vente en ligne fa alefako aminao ny mombamomba ilay fiofanana.

Aza manahy!!😊Andriamanitra mamaha ny olana hoentinao, mivavaha! 🙏
06/12/2025

Aza manahy!!😊
Andriamanitra mamaha ny olana hoentinao, mivavaha! 🙏

Mirary zoma mafinaritra
05/12/2025

Mirary zoma mafinaritra

Na mifarana aza ny taona, hatomboy foana izay projet efa nokasainao ho atao mba hampandresy anao indray @ taona manaraka...
02/12/2025

Na mifarana aza ny taona, hatomboy foana izay projet efa nokasainao ho atao mba hampandresy anao indray @ taona manaraka❤️❤️❤️

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Adriel Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share