Point Dress

Point Dress Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Point Dress, Boutique Store, Antananarivo.

Gel do**he 🧴Nettoyant visage Déodorant ❤️Crème hydratante 🥰Gel do**he…Afaka hafaranareo daholo izay momban’ny tarehy vat...
27/05/2025

Gel do**he 🧴
Nettoyant visage
Déodorant ❤️
Crème hydratante 🥰
Gel do**he…

Afaka hafaranareo daholo izay momban’ny tarehy vatana , volo sy ny sisa🥰❤️
Na ho an’ny vehivavy na ny lehilahy na ny ankizy 🙏
Authentique en provenance d’Allemagne daholo ny produit anay , azo antoka 🙏

A vos commandes les filles ❤️🙏

Hello ❤️Ririnina ny andro fa ilaina foana ny mikarakara vatana an 🥰Ireo misy produit mety tsara , sady authentique avy a...
27/05/2025

Hello ❤️

Ririnina ny andro fa ilaina foana ny mikarakara vatana an 🥰
Ireo misy produit mety tsara , sady authentique avy any allemagne ❤️🥰

Alefaso ary ny commande e 🥰

Hello ❤️ Ela ela tsy nisy vaovao teto @ page dia niverina @ zava-baovao be sady mamy kely indray 🥰Baume à lèvres authent...
08/05/2025

Hello ❤️
Ela ela tsy nisy vaovao teto @ page dia niverina @ zava-baovao be sady mamy kely indray 🥰

Baume à lèvres authentique ireto💄
Marque Balea 🥰
En provenance d’allemagne daholo ❤️
Prix : 14 000 Ar

Encore plus des modèles ❤️Prix sur chaque photo Acompte 50%Contact : 034 04 483 80
10/01/2025

Encore plus des modèles ❤️
Prix sur chaque photo
Acompte 50%
Contact : 034 04 483 80

Hello ♥️ Bonne année daholo aloha e 🥰 ho taona feno soa sy fahombiazana ho Antsika rehetra ity taona ity ❤️Misy Liana am...
10/01/2025

Hello ♥️

Bonne année daholo aloha e 🥰 ho taona feno soa sy fahombiazana ho Antsika rehetra ity taona ity ❤️

Misy Liana amin'ireto bijoux inoxydable ireto vé ?
Ireo izao sombiny @ arrivage ho Avy eo 🥰

Raha misy tinareo dia Tonga dia alefaso ny commande fa apetrako ao ny détails sy prix

15 a 20 jrs no Tonga ny entana an 😊

Acompte 50%
Contact : 034 04 483 80

Tsara kely ireto 🥰Qualité toujours au Top 👌 Couleur dispo : Noire, bleu , beige ❤️Efa misy photo réel ao oooo !
13/11/2024

Tsara kely ireto 🥰

Qualité toujours au Top 👌
Couleur dispo : Noire, bleu , beige ❤️

Efa misy photo réel ao oooo !

Hellooo ❤️Ao daholo ve o! Mbola vaovao indray ireto ❤️En cuir 👌Importer Pointure dispo : 37 à 40
13/11/2024

Hellooo ❤️

Ao daholo ve o! Mbola vaovao indray ireto ❤️

En cuir 👌
Importer
Pointure dispo : 37 à 40

Ireto indray ary eee! ❤️ Derbie manja be ❤️Matière en Cuir Dispo en : Beige : 39 Noir : 37 38 39 Marron camel : 37 38 39...
11/11/2024

Ireto indray ary eee!

❤️ Derbie manja be ❤️
Matière en Cuir

Dispo en :
Beige : 39
Noir : 37 38 39
Marron camel : 37 38 39
Gris : 37 38 39
Vert bleu turquoise : 37 38 39

Photo reel en commentaire

Rester connecté et abonnez-vous 🙏

Hellooo ❤️Alatsinainy vaovao , herinandro vaovao , dia misy zava- baovao tsara kely ooo! 🥰Ometsika anjara indray ny sipa...
11/11/2024

Hellooo ❤️
Alatsinainy vaovao , herinandro vaovao , dia misy zava- baovao tsara kely ooo! 🥰

Ometsika anjara indray ny sipa kely , iray avy no dispo amireto ❤️

Importé an 👌

Pointure : 31, 32,33
Photo reel 👌

Hellooo ❤️Ireto sisa ny poketra ato dia alefako promotion be ! ❌❌ tout à 25 000 Ar ❌❌Abonnez-vous 🙏🙏
08/11/2024

Hellooo ❤️
Ireto sisa ny poketra ato dia alefako promotion be !

❌❌ tout à 25 000 Ar ❌❌

Abonnez-vous 🙏🙏

Rehefa avieo ao @ tik tok ny fotoana ary e ! 🥰Abonnez-vous 🙏🙏
07/11/2024

Rehefa avieo ao @ tik tok ny fotoana ary e ! 🥰
Abonnez-vous 🙏🙏

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261389036392

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Point Dress posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Point Dress:

Share

Category